# Inona no nandidian'i Yaveh ny vahoakan'ny Israely ho atao? Nandidy ny vahoakan'ny Israely mba hankatoa ireo lalàna sy didiny amin'ny fon'izy ireo manontolo sy ny fanahin'izy ireo manontolo Izy. # Inona no nampiaiky ireo vahoakan'ny Israely teo anatrehan'ni Yaveh? Niaiky izy ireo fa i Yaveh dia Andriamanitr'izy ireo ary handeha amin'ny lalany izy ireo, hitandrina ireo didiny, ary hihaino ny feony.