# Inona no tsy maintsy hitranga raha misy lehilahy hita mandry miaraka amin'ny vehivavy manambady amin'ny lehilahy hafa? Tsy maintsy toraham-bato ho faty hanalana ny ratsy izy roa dia ilayl lehilahy sy ilay vehivavy.