# Nahoana ny mpanjaka no nasaina hitandrina ny horonan-taratasin-dalàna miaraka aminy? Hitandrina ny horonan-taratasasy miaraka aminy izy mba tsy hireharehan'ny fony amin'ireo rahalahiny, ary mba tsy hiviliany amin'ireo didy.