# Iza no hampitoerin'ireo Israelita ho mpanjaka eo amin'izy ireo amin'ny fotoana rehefa any amin'ny tany izy ireo? Ireo Israelita dia haka olona eo amin'ireo rahalahiny izay hosafidian'i Yaveh.