# Inona no hataon'ireo Israelita amin'ny voalohan'ny andro fahenina raha mankalaza ny Paska izy ireo? Ireo Israelita dia hihinana mofo tsy misy masirasira mandritra ny enina andro. # Inona no hataon'ireo Israelita amin'ny andro fahafito raha mankalaza ny Paska iz ireo? Amin'ny andro fahafito, dia hisy fivoriana manetriketrika izy ireo ary tsy hiasa.