# Aiza ireo Israelita no hanao sorona ho an'ny Paska? Hanao sorona eo amin'ny toerana izay hofidian'i Yaveh fa fitoerany masina izy ireo. # Rahoviana no hanaovana ny sorona ho an'ny Paska? Ny sorona ho an'ny Paska dia hatao amin'ny hariva mileti-masoandro, amin'ilay andro iray anatin'ny taona izay novoahan'izy ireo tao Egypta.