# Inona no natoro an'ireo vahoakan'ny Israely hatao amin'ireo izay mitaona azy ireo miafina ka manao hoe: "Andeha isika hanompo andriamanitra hafa izay tsy mbola fantatrareo:"? Tokony hovonoin'izy ireo tokoa izay rehera mitaona azy ireo hanompo adriamanitra hafa.