# Taiza no nihinan'ny vahoakan'ny Israely ireo ampahafolom-boany sy ireo fanatiny? Nihinana ireny teo anatrehan'i Yaveh Andriamaniny izy ireo teo amin'ny toerana izay nofidiny. # Inona no nambara fa tsy tokony hoadinoin'ny Israely? Nanambarana izy ireo fa tsy tokony hanadino ny Levita raha mbola miaina ao amin'ny tanin'ny Israely.