# Inona no nosoratan'i Yaveh tao amin'ireo vato fisaka roa rehefa niara-niakatra tamin'izy ireo teny an-tendrombohitra i Mosesy? Nanoratra ireo didy folo tao amin'ilay vato fisaka tahaka ilay asa-soratra voalohany i Yaveh.