# Inona no nambaran'i Yaveh momba ny andro fahafito? Ny andro fahafito dia Sabata ho an'i Yaveh izay Andriamanitr'izy ireo, izay tokony hohamasin'izy ireo sy tsy hiasany.