# Inona no nitranga tamin'ny ireo lehilahy rehetra mpiady ? Ireo lehilahy rehetra izay mpiady dia maty ka niala teo amin'ny vahoaka. # Iza no nomen'i Yaveh ny tanin'ireo vahoakan'ny Amona? Ny taranak'i Lota no nomen'i Yaveh izany tany izany.