# Inona no nandidian'i Yaveh mba hotandreman'ny vahoaka tsy atao? Nampitandremina tsy hiady amin'ny taranak'i Esao izy ireo, fa tsy homen'i Yaveh amin'ny taniny izy ireo.