# Inona no nandidian'i Mosesy mba hataon'ireo mpitsara? Nandidy azy ireo mba hihaino ny fifamaliana eo amin'ireo mpirahalahy, sy ireo vahiny izay miaraka aminy izy.