# Tamin'ny fotoana farany, iza no hanao ary iza no tsy te ahatakatra ireo tenin'ny faminaniana? Tsy nisy tamin'ny ratsy fanahy no nmahatakatra, fa ireo izay hendry kosa no ahatakatra. # Hafiriana ny fotoana hampitsaharana ny fanatitra dorana izay mahazatra ary ny fahavetavetana izay mitondra ny fandravana tanteraka? 1.290 andro eo anelanelan'ireo tranga roa ireo izany.