# Inona no nataon'ity mpanjakan'ny Avatra mpamitaka ity amin'ireo izay manaiky azy? Hanome voninahitra ireo izay manaiky azy izy. Hanao azy ireo ho mpanapaka eo amin'ireo vahoaka maro be ireo izy.