# Inona no nolazain'ilay iray izay tahakan'ny olombelona ho ataony aorian'ny andaozany an'i Daniela? Nilaza izy fa mbaola hiverina hiady hanoitra ny andriandahin'i Persia izy. # Inona no nolazain'ilay iray izay tahakan'ny olombelona handeha ho teneniny an'i Daniela? Nandeha niteny tamin'i Daniela izay voasoratra ao amin'ny bokin'ny fahamarinana izy