# Oviana no nahatongavan'i Gabriela any amin'i Daniela? Tamin'ny fotoanan'ny fanatitra ariva rehefa nivavaka iny i Daniela no tonga tao aminy i Gabriela.