# Inona no nolazain'i Daniela fa antony tokony hamelan'ny Tompo Andriamanitra ny Israely? Nilaza i Daniela fa afaka mamela ny Israely ny Tompo noho ny fahamarinan'ireo didin'ny Tompo.