# Inona no nomena ny biby tahaka ny leoparda? Nomena fahefana mba anapaka izy. # Inona no nataon'ireo biby efatra? Nandrapaka, namotipotika, ary nanitsakitsaka izay tavela tamin'ny tongony ireo biby efatra.