# Inona no omena ny biby tahaka ny liona? Atidohan'olona no omena azy. # Inona no notenenina ho ataon'ny biby tahaka ny bera? Notenenina mba hifoha ary andrapaka olona maro izy.