# Tamin'iza no nanaovan'i Belsazara mpanjaka fanasana lehibe? Nanao fanasana lehibe ho an'ireo tandapa arivo lahy izy. # Iza ity Belsazara ity? Zanaka lahin'i Nebokadnezazra izy.