# Inona no nanjo ny fanjakan'i Nebokadnezara? Naverina taminy ny fanjakana. # Inona no fanambaran 'i Nebokazdnezara farany mahakasika Mpanjakan'ny lanitra? Ny fanambarany dia: "Ankehitriny izaho, Nebokadnezara, dia midera, manandratra, ary manome voninahitra ny Mpanjakan'ny lanitra, fa marina ireo asany, ary mahitsy ny lalany. Afaka mampietry ireo izay mandeha amin'ny fiavonavonany Izy."