# Avy amin'ny inona no namonjen'ny Ray an'ireo izay voatokana ho azy? Namonjy azy ireo tamin'ny fanapahan'ny haizina sy namindra antsika ho any amin'ny fanjakan'ny Zanany lahy izy. # Ao amin'ny Kristy, no ananantsika fanavotana, izay inona? Ao amin'ny Kristy no anantsika fanavotana, izay famelana ireo fahotana.