# Inona no nasehon'i Yaveh an'i Amosa? Nasehon'i Yaveh an'i Amosa ilay harona misy voankazon'ny fahavaratra. # Inona nolazain'i Yaveh fa ho tonga amin'ny vahoakan'ny Israeliny? Nilaza ny fahatongavan'ny faran'ny vahoakan'ny Israeliny i Yaveh.