# Tamin'ny fahitany, inona no hitan'i Amosa nantsoin'i Yaveh? Nahita an'i Yaveh niantso ny fitsaran'ny afo i Amosa. # Rehafa niangavy an'i Yaveh mba hamela an'i Jakoba ary tsy hampitondra loza ho azy ireo i Amosa, inona no navalin'i Yaveh? Namaly i Yaveh fa tsy hitranga ihany koa izany loza izany.