# Inona no nambaran'i Yaveh fa ho ataony hanohitra ny taranak'Israely? Hanangana firenena hanohitra ny taranak'Israely ny fanambaran'i Yaveh. # Inona ho ataon'ity firenena ity hanoitra ny taranak'Israely? Hampahory ny taranak'Israely ity firenena ity.