# Inona nataon'ireo vahoakan'i Jakoba tamin'ny rariny sy ny fahamarinana? Navadik'ireo vahoakan'i Jakoba ho poizina ny rariny ary ny fahamarinana ho fangidiana.