# Inona no tian'ny Egypta ho fantatra raha nahita ny nanjo an'i Samaria izy ireo? Te ahafantatra ireo fifanjevoana be sy ireo fahoriana ao Samaria i Egypta. # Inona no notehirizin'ny Israely tao amin'ny fiarovana mafiny? Nitahiry herisetra sy faharavana tao amin'ireo fiarovana mafiny i Israely.