# Inona no nataon'ireo Israelita tamin'ireo mpaminany natsangan'i Yaveh teo aminy? Nandidy ireo mpaminany tsy aminany ireo Israelita. # Inona no nataon'ireo Israelita tamin'ireo Nazarita natsangan'i Yaveh teo aminy? Nandresy lahatra ireo Nazarita mba hisotro ny divay ireo Israelita.