# Nahoana i Yaveh no nanambara ny famaizana manohitra an'i Moaba? Nanambara ny famaizana manohitra an'i Moaba i Yaveh satria nandoro ireo taolan'ny mpanjakan'i Edoma ho sokay izy.