# Nahoana i Yaveh no manambara ny famaizana hanoitra an'i Damaskosy? Nanambara ny famaizana hanoitra an'i Damaskosy i Yaveh satria novelesin'izy ireo tamin'ireo fitaovana vy i Gileada.