# Inona no nataon'i Paoly rehefa nahita ireo rahalahy avy any Roma izay tonga hihaona taminy? Rehefa nahita ireo rahalahy, dia nisaotra an'Andriamanitra ary naka hery i Paoly.