# Inona no noheverin'ireo olona rehefa nahita ny menarana nihantona teo amin'ny tanan'i Paoly? Nihevitra izy ireo fa mpamono olona tsy navelan'ny fitsarana ho velona i Paoly.