# Nahona i Festosy no nitondra an'i Paoly hiteny teo anatrehan'i Agripa Mpanjaka? Tian'i Festosy hanampy azy hanoratra zavatra mitombina momba ny raharahan'i Paoly any amin'ny amperora i Agripa mpanjaka. # Inona no nambaran'i Festosy fa tsy azo heverina ho azy ny manao izany raha teo am-pandefasana an'i Paoly tany amin'ny amperora izy? Nolazain'i Festosy fa tsy azony heverina ny handefa an'i Paoly any amin'i amperora raha tsy nilaza ny fiampangana natao taminy.