# Inona no fiangaviana nataon'ny lohan'ny mpisorona sy ireo Jiosy manan-kaja tamin'i Festosy? Nangataka tamin'i Festosy izy ireo mba hiantso an'i Paoly ho any Jerosalema mba hahafahan'izy ireo mamono an'i Paoly eny an-dalana.