# Roa taona taty aoriana, nahoana i Feliksa no namela an'i Paoly ho ambenana rehefa tonga ny governora vaovao? Navelan'i Feliksa ho ambenana i Paoly satria te hahazo sitraka teo amin'ireo Jiosy izy.