# Inona no fampanantenana nomen'ny Tompo tamin'i Paoly ny alina manaraka io? Nilaza tamin'i Paoly ny Tompo mba tsy hatahotra satria ho vavolombelona hanambara Azy any Jerosalema sy Roma izy.