# Nahoana no nalain'ny Kapiteny mpitarika niala teo amin'ny synedriona nankany amin'ny rova i Paoly? Natahotra ny kapiteny mpitarika sao ho torotoron'ireo mpikambana tao amin'ny synedriona i Paoly.