# Inona no fiampangana nataon'ireo Jiosy avy any Asia tamin'i Paoly tao an-tempoly? Nampangain'ireo Jiosy ho nampianatra nanohitra ny lalàna sy nandoto ny tempoly tamin'ny fitondrana ireo Grika ho ao i Paoly.