# Inona no ohatra nasehon'i Paoly tamin'ireo Efesiana mahakasika ny asa? Niasa ho an'ny filany manokana sy ny filan'ireo izay niaraka taminy i Paoly, ary nanampy ireo osa.