# Inona no nanjo ilay tovolahy nianjera avy teny amin'nyvaravaran-kely raha mbola niteny i Paoly? Nianjera avy teny amin'ny rihana fahatelo ilay tovolahy ka noraisina maty, saingy naninjitra ny tenany teo aminy i Paoly ary velona indray izy.