# Nahoana i Paoly no tsy niresaka tamin'ny vahoaka, na dia naniry ny hanao izany aza izy? Tsy namela an'i Paoly hiresaka tamin'ny vahoaka iro mpianatra sy ny sasany tamin'ireo manam-pahefana teo an-toerana.