# Tany Efesosy, inona no nataon'ireo olona maro izay nilalao ody? Maro tamin'ireo nilalao ody tany Efesosy no nandoro ny bokin'izy ireo teo imason'ny olon-drehetra.