# Inona no afaka nataon'i Apolosy tamin'ny lahateniny tsara rindra sy ny fahalalany ny Soratra Masina? Afaka nandresy ampahibemaso ny Jiosy i Apolosy, tamin'ny fampisehoana fa Jesosy no Kristy.