# Inona no fiampangana nentin'ireo Jiosy teo amin'ny governora hanoherana an'i Paoly? Nampangain'ny Jiosy ho nampianatra ny olona hivavaka amin'ny fomba mifanohitra amin'ny lalàna i Paoly.