# Alitara inona tao Atena no hitan'i Paoly, izay niriany hazavaina amin'ny olona? Nahita alitara i Paoly izay nisy soratra hoe: HO AN'ANDRIAMANITRA TSY FANTATRA, izay tiany nazavaina tamin'ireo olona.