# Inona no fiampanagana nataon'ireo tompon'ilay vehivavy tamin'i Paoly sy Silasy? Nampangain'izy ireo i Paoly sy Silasy ho nampianatra zavatra izay tsy ara-dalàna ho an'ny Romana ny mandray na mandinika izany.