# Ahoana no nahafantaran'i Paoly fa niantso azy hitory ny filazantsara any Makedonia Andriamanitra? Nahita fahitana momba ana lehilahy iray avy any Makedonia niantso azy ho avy ka hanampy azy ireo i Paoly.