# Inona no nataon'i Paoly tamin'i Timoty mialohan'ny niarahan'izy ireo nandeha, ary nahoana? Noforain'i Paoly i Timoty satria fantatr'ireo Jiosy teo amin'ireo faritra ireo fa Grika ny rain'i Timoty.