# Inona no nambaran'ilay faminaniana notsongain'i Jakoba fa haorin'Andriamanitra indray, ary iza avy no tafiditra amin'izany? Nambaran'ilay faminaniana fa hanangana ny trano-lay ravan'i Davida Andriamanitra, ary ao anatin'izay ny Jentilisa.